· Jolay, 2014

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Jolay, 2014

Empowering Cloghers (Fandrisihana ny Bilaogera Vehivavy)!

Rising Voices  30 Jolay 2014

Inona no atao hoe Clogher? Manazava ny fikasan'izy ireo hanatontosa fiofanana sy fanohanana hoan'ireo bilagera vehivavy vaovao avy amin'ny faritra ambanivohitra sy ny fiarahamonina manerana an'i Kambodjia i Sopheap Chak. Empowering Clogher dia anisan'ny tetikasa vaovao nahazo vatsy avy amin'ny Rising Voices.