Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Novambra, 2023
Governemanta Kambodziana, UNESCO voarohirohy amin'ny famindram-bahoaka ao Angkor Wat
”Fianakaviana mihoatra ny 10.000 no noterena hafindra toerana hiala ny Angkor Wat “saika ny rehetra ... no voalaza fa voaroaka na noterena handao an'i Angkor taorian'ny vono vorona, fanorisorenana, fandrahonana, ary herisetra nataon'ny manampahefana Kambodziana.”