Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Aogositra, 2016
Moskea, Tempoly, Pagôda, ary Katediraly Fanta-Daza Indrindra Ao Azia Atsimo Atsinanana
Aiza no ahitanao ny Katediraly Katolika lehibe indrindra ao Azia, ny toeram-pivavahana lehibe indrindra eto ambonin'ny tany, ary ny moskea tokana tsy misy "dome"? Any Azia Atsimo Atsinanana irery ihany.