Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2013

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Desambra, 2013

31 Desambra 2013

Fidinana An-dàlambe Miisa 7 No Hita Tany Azia Atsimo Atsinanana Ny Taona 2013

Governemanta maro tany amin'ny faritr'i Azia Atsimo Atsinanana no niatrika fihetsiketsehana goavana maro tamin'ny alalanà fidinana an-dàlambe ny taona 2013. Mbola mitaky ny fialàn'ny lehiben'ny governemanta hatramin'izao ny mpanao fihetsiketsehana ao Tailandy.

24 Desambra 2013

Fandrisihana Sa Fanararaotana Ny Fandaharan'asa Firotsahana An-tsitrapo?

Ndeha isika hanontany ireo mpirotsaka an-tsitrapo mba hahalalàna misimisy kokoa! Any aminà firenena maro, manatanteraka asa fototra marobe ho an'ny fanjakana sy mpanao asa soa ireo mpirotsaka an-tsitrapo. ZZZZZZZZZLet's ask the volunteers to find out! In many countries, volunteers fulfill important basic services for governments and charities.

07 Desambra 2013

#GVMeetup: Famerenana Mamorona Tontolo Virtoalin'ny Global Voices Amin'ny Fifanatrehana Mivantana

GV Face

Amin'ny GV Face-n'ity herinandro ity isika dia hiaraka amin'ireo vondronà kintana maro mpanohana ny #GVMeetup avy ao Ejipta, Pakistana ary Portogaly.