Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Novambra, 2014
Mpanoratra Iray Ato amin'ny Global Voices Nomen'ny Filohan'i Etazonia Obama Voninahitra noho ny Asam-Piarovana ny Zon'Olombelona Nataony ao Kambodza
Sopheap no tale mpanatanteraky ny Ivontoerana Kambojiana Misahana ny Zon'Olombelona. Nidera ny fanentanana ataony isian'ny rariny ao Kambodza ny filoha Obama raha tarafina ny toe-draharaha mampanahy ao an-toerana.