Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2021

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Jona, 2021

Lisitra nandaharana sarimihetsika maitso: Sarimihetsika fohy aziatika miresaka tontolo iainana

Asongadin'ireo sarimihetsika ireo ny tolon'ireo vondrompiarahamonina isankarazany hiarovana ny tanin-dry zareo, ny tontolo iainany ary ny lovany ara-kolontsaina.

Nantsoina ho fanaovana hazalambo ny fisamborana mpiaro ny tontolo iainana bebe kokoa any Kambôdza

Nolazain'ny manampahefana fa "mpikomy" ny vondrona ary nilaza izy ireo fa nampiasa famantsiam-bola vahiny izy ireo mba hanonganana ny governemanta.

Ireo tantara sangany ao amin'ny Global Voices momba ny olan'ny toetrandro, raha mandinika ny Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany izao tontolo izao

Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany, topimaso momba ireo fitantaran'ny Global Voices momba ny fiovaovan'ny toetrandro izay nahasarika ny sainay indrindra hatreto tamin'ity taona ity.