Fihaonana Miaraka Amin'ny Global Voices!
Mety mahatsapa ianao fa efa mpinamana hatry ny ela ireo mpikambana ato amin'ny GV rehefa avy mpamaky mahafatra-po ireo lahatsoratra sy dikanteny mampisongadina ny resadresaka antserasera ao amin'ny fireneny avy. Angamba mety manaraka azy ireo ao amin'ny Twitter koa ianao na koa efa zatra ireo tetikasa sy hetsika nomerika. Eny, mametraka an'izao tontolo izao ho tsapa toa tahaka ny toerana kely izany sehatra virtoaly izany, saingy mbola misy singa lehibe eo amin'ny fifandraisana ivelan'ny aterineto manamafy izany fifandraisana an-tserasera izany.
Mandritra ny volana Novambra sy Desambra, mikarakara “fihaonana” enina mivantana izahay izay tantanina sy entanin'ireo mpikambana ao amin'ny de Global Voices, monina sy mahafantatra ny fiarahamonina ao an-toerana.
Na dia izany aza, mbola zava-dehibe kokoa noho ny hetsika amin'ny tambajotra sosialy izany fihaonana izany. Afaka mizara fahalalana, fanamafisana fahaizana, sy fiaraha-miasa eo amin'ireo olona manana andraikitra sahanina mitovitovy.
Angamba mety manan-kevitra momba ny tetikasa fanentanana ireo fampahalalam-baovao an'olo-tsotra ianao ary te-hahazo mpanohana azo antenaina. Na mety te-hianatra tetikady vaovao momba ny fitantarana ara-nomerika hoan'ny mpihaino maneran-tany. Afaka mianatra bebe kokoa momba ny andraikitry ny Global Voices ianao sy ny fomba hahatongavana ho mpilatsaka an-tsitrapo. Mety ho anisan'ny fandaharan'asa tapakandro izany sy ny sisa maro hafa.
Ireo tanàna enina amin'ity fihaonana andininy voalohany ity dia:
Karachi, Pakistana – 1 Novambra 2013
Cairo, Ejypta – 16 Novambra 2013
Kampala, Oganda – 16 Novambra 2013
Skopje, Masedonia – 30 Novambra 2013
Porto, Portiogaly – 14 Desambra 2013
Phonm Penh, Kambodjia – Mbola ho ambara
Maimai-poana ny fanatrehana ny fihaonana, saingy ilaina ny mampilaza mialoha. Isaky ny fihaonana, hamoaka lahatsoratra izahay, ary misy koa hetsika ao amin'ny Facebook izay ahitana vaovao mikasika ny fomba fisoratana anarana sy ny fandaharana haroso. Havaozina miaraka amin'izany vaovao izany ihany koa ny lahatsoratra. Misy ny fanasana manokana halefa any amin'ireo kandidà efa fantatra mialoha avy ao amin'ny fifaninanana vatsy madinika Rising Voices, izay maro amin'izy ireo no avy amin'ireo firenena ireo.
Namoaka teny ifankafantarana – #GVMeetup ihany koa izahay ka azo arahina na dia tsy atao ao amin'ny firenenao aza ny fihaonana.
Anisan'ny tetikasa fitaratra ireto fihaonana enina ireto mba hanaovana fikarohana fa afaka manampy amin'ny fanamoràna ny fifampianarana sy fifanakalozana eo amin'ireo mpamaky sy olon-kafa ary fikambanana eo amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra ny fikambanantsika midadasika Global Voices manerana ny faritra rehetra eto amin'izao tontolo izao. Manantena fahombiazana amin'ity tetikasa ity izahay mba hanaovana fihaonana maro hafa amin'ny taona 2014!
Mandritra izany, raha te hahafantatra vaovao fanampiny, manorata any amin'ny rising [at] globalvoicesonline [dot] org

Atombohy ny resaka

Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Panama: Zavatra mahavariana eny amin'ny lalambe
Ie, efa lasa teny anglisy mbamin'ilay tokony ho teny espaniola ao anatiny aza...
Tena sahirana aho nitady ilay sary fa tsy nahita.
Tahiry isambolana
- Febroary 2019 141 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
LALANA IZANY