Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Avrily, 2018

10 Avrily 2018

Japana: Mandona Be Ilay Amerikana Iray Mpihira Enka

Jero, Amerikana voalohany indrindra mpihira enka, no lasa fotodresaka ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney tamin'ny herinandro lasa teo.

08 Avrily 2018

Koety: Tsy Tonga Soa ny Vahiny Haingan-Doatra

Misy lalàm-pifamoivoizana vaovao manipy ireo vahiny manitsakitsaka ny lalàna ivelan'ny firenena, ary nampisahotaka an'i Koety. Raha nisy bilaogera iray nanontany hoe inona ny olona raha efa misy firenena hafa mampihatra lalàna mitovy amin'izany, ny hafa kosa nampandresy lahatra fa henjana loatra ilay fampanginana vaovao.

05 Avrily 2018

Vondro-Nosy Virijiny Etazonia: Ny Fiantraikan'ny Rivodoza Earl

Nanao ny diany nanavatsava ny Nosy Virijiny Amerikana ny Rivo-doza Earl raha nanohy nizara ny eritreriny sy ny zava-niainany ireo bilaogera.

04 Avrily 2018

Nahatratra Ny Toerana Ambany Tao Holandy

Ny Tetezana - The Bridge

Fa, hoy ilay namanay: ampy izay. Rarao ny burka, satria tsy ho fantatro velively izay olona ao anatiny....Lasa Holandey tamin'ny fomba hafa maro koa aho.

02 Avrily 2018

Ny Fankalazana Ny Fandraisan'anjaran'ny Afro-Latino Tany Amerika Latina

Nandritra ny Volana natokana ho an'ny Tantaran'ny Mainty Hoditra,nanangana bilaogy iombonana ny vondrona bilaogera Afro-Latino mba hampafantarana momba ny fandraisan'anjaran'ny Amerikana Latina manana razambe Afrikana Mainty Hoditra.