· Marsa, 2022

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Marsa, 2022

WikiLeaks mamoaka ny #SaudiCables 

12 Marsa 2022

  [Lahatsoratra tamin'ny taona 2015] Nanomboka namoaka antontan-taratasy mihoatra ny antsasaky ny tapitrisa tafaporitsaka avy amin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny ao Arabia Saodita ny WikiLeaks. Antontan-taratasy amin'ny teny Arabo miisa 61.000, izay mampiseho ny ambadiky ny lalantsaran'ny fahefana Saodiana no efa hita amin’ny aterineto. Mampiseho ny fifandraisana miafina avy amin'ny masoivoho Saodiana...

Tsara ho tadidiana: 30 taona taorian'ny Tiananmen

09 Marsa 2022

Tamin'ny taona 1989, nampiasa famoretana feno habibiana tamin'ny fihetsiketsehana notarihan'ny mpianatra ny miaramilan'i Shina izay niafara tamin'ny Fandripahana tao amin'ny Kianjan'i Tiananmen tamin'ny 4 Jona 1989. Telopolo taona taty aoriana, manao tamberina ireo zava-nitranga ireo sy ny vokany maharitra izahay.