Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Jolay, 2020
Mandray ny maripanan'i Hong Kong: Hanao ahoana ny hoavin'ny hetsika ao amin'ny fanoherana?
Hatramin'ny hetsika nahazoana olona roa tapitrisa tamin'ny herintaona ka hatramin'ny "faribolana ara-toekarena mavo" amin'izao fotoana, nandray endrika maro ny fifaharana isa-toerana.
Pastora Angoley maromaro nisintaka tamin'ny Eglizin'ny Fanjakan'Andriamanitra Erantany
"Eglizy Erantanin'ny Fanjakan'Andriamanitra nohavaozina ao Angôlà" no anarana toa hipetraka ho an'ilay eglizy vaovao nivoaka avy amin'ny fivakisana
Fifanakalozan-kevitra an-tserasera: Ahoana ny hoavin'ny fiteny indizeny amin'ny Aterineto eo amin'ny tontolon'ny valan'aretina COVID-19?
Filazana ny andiany voalohany amin'ny fifanakalozan-kevitra an-tserasera momba ny fikatrohana ny fiteny nomerika izay atao ny Alakamisy 16 Jolay 2020.
Ireo pejy fitantarana manokana
Ato anatin'ireto pejy ireto no hamintinanay ny fitantarana ankapobeny ataon'ny Global Voices momba ireo vaovao lehibe amin'ny alàlan'ny bilaogy sy ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra manerantany. Mandefasa mailaka aty aminay raha manana soso-kevitra ho an'ireo pejy fitantarana vaovao manokana ianao.
Abaribarin'ny valanaretina COVID ny fitiavantenan'ny tafika amerikàna mitoby ao Okinawa
Nanomboka ny 11 Jolay, tsikaritra tany amin'ireo toby amerikana ao Okinawa ny fifindran'ny valanaretina COVID-19.
Indiana mpikatroka mamoaka ny gazetiboky antserasera voalohany amin'ny fiteny Santali
Mpikatroky ny fiteny avy ao amin'ny fanjakana Indiana iray ao Odisha no namoaka gazetiboky antserasera voalohany indrindra amin'ny fiteny Santali.
Nosamborin'ny manampahefana Vietnamiana ireo mpikatroka mandala ny zon'ny fananan-tany miisa efatra
Niteny nanohitra ny herisetra nataon'ny tafika ny mpikatroka sasany taorian'ny tranga tany Đồng Tâm tamin'ny volana Janoary ka nahatonga azy ireo ho lasibatra tamin'ny fisamboran'ny manampahefana.
Milaza ho manaja ny fahalalaham-pitenenana nefa mamotopototra mpanao gazety sy mpitsikera ny governemanta vaovaon'i Malezia
Nilaza ny vondrona sivily fa nampiasaina hanjakazakana amin'ny fahalalaham-pitenenana ny Lalànan'ny Serasera sy ny Haino Aman-jery Marolafy.
Taorian'ireo hetsika “Black Lives Matter”, lasa marika amantarana tsy fitoviana sy fanavakavahana ao Brezila ny fahafatesan'ny ankizy mainty hoditra iray 5 taona
Nianjera avy amin'ny rihana fahasivy i Miguel raha izy ilay napetraka ho jerijeren'ny mpampiasa an-dreniny
Jona volan'ny fireharehana 2020: Manome voninahitra ny fifaharana sy ny faharetana ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBTQI+ manerantany
Ho an'ny firenena maro manerantany, ny volana Jona no ankalazana ny Volan'ny Fireharehana ho fotoana hanomezam-boninahitra ny zo sy ny fahatsiarovana ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBTQI+. Misy dikany manokana ny volana noho ny rotaka tany Stonewall tamin'ny Jona 1969 tany New York izay nanombohan'ny hetsika ho fanafahana LGBTQI+ tany Etazonia. Nambaran'ny ny...