Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Febroary, 2016
Dimy Taona Aty Aorian'ny Nanombohan'ny Fitroarana, Tohizan'ny Governemanta Ao Bahrain Ihany Ny Fanakendàna Ny Mpanohitra
"Na teo aza ny fampanantenan'ny manampahefana fa hanenjika ireo mpitandro filaminana tomponandraikitra tamin'ireo fanitsakitsahana zon'olombelona nitranga tamin'ny 2011, dia mbola miandry ny rariny hatrany ny vahoaka Barhainis."