Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Janoary, 2017
Netizen Report: Didian'i Bahrain ireo Mpampahalala Vaovao Mba ‘Tsy Hampiasa Ny Fitaovan'ny Haino Aman-Jery Elektronika’

Mihatoka, manaiky ny 'Facebook Bill' ireo mpanao lalàna Israeliana, naaton'i Oman ny fanenjehana ireo mpisera amin'ny Facebook ho an'ny fahalalahana miteny, ary atahoran'ireo mpisera ny fanakatonana ny aterineto amin'ny andron'ny fifidianana.