Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Febroary, 2017
Bahrain: Nanamafy Ny Famoretana Haino Aman-jery Talohan'ny Tsingerintaonan'ny Hetsi-panoherana

Tamin'ny 16 Janoary, nandràra ny famoaham-baovaon'ilay hany gazety tokana tsy miankina ao amin'ny firenena, al-Wasat ny governemanta, tsy "hampiasa fitaovana haino aman-jery elektronika".