Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Jona, 2014
Nanakoako Tao Bahrain Ny Fisososon'ny ISIS Ao Iraka
Niditra tao amin'ny Twitter ny manampahefana ambony ao amin'ny governemantan'i Bahrain mba haneho izay nosokajiana ho fanohanana ny fisosososon'ny Fanjakana Islamika ao Iraka sy Syria (ISIS), vondrona mpisintaka tao amin'ny fikambanana mpampihorohoro Al-Qaïda ao Iraka.