Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Marsa, 2015
“Nosamborina Noho Ny Fividianana Sigara sy Ronono Izy” Hoy Ny Vadin'ilay Tompon-daka Manerantany Teo Aloha avy ao Bahrain
Voasazy higadra 10 taona an-tranomaizina "noho ny fivoahana hividy sigara sy ronono" i Mohamed Mirza, Bahrainita nahazo medaly volamena teo aloha tamin'ny jujitsu Breziliana, hoy ny vadiny nisioka.