Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Janoary, 2013
Niteraka Hatezerana Ny Daroka Vehivavy Nataon'Ireo Polisy Bahrainita
Nihevitra i Bahrain fa mandry fahalemana ihany mba hahafahany manatontosa hetsika ara-panatanjahatena rezionaly, kanefa notafiihan'ireo lehilahy mpiambina ny vehiivavy iray mpanao fihetsiketsehana tao Manama, afovoan'ny renivohitra. Tamin'ny volana Jolay farany teo,...
Fisaonana Ety Anaty Aterineto Ho An'ireo 13 Mpila Ravinahitra Tao Bahrain
Mpiasa telo ambinifolo mpila ravinahitra no maty tamin'ny haintrano iray tao Manama. Maneho hevitra amin'ilay tranga ireo mpisera ety anaty aterineto, manontany ny mombamomba sy ny fomba fitantàna ireo vahiny mpiasa ao Bahrain.
Taona Vaovao Fa Fanao Tranainy Ao Bahrain
Raha nankalaza ny taona vaovao tamin'ny alalan'ny afomanga sy fety isan-karazany ny firenena manerana izao tontolo izao, fandrahonana manokana avy amin'ny manampahefana kosa no niandry ireo mpanao fihetsiketsehana Bahrainita
Bahrain: Voafonja Noho Ny Sioka Nataony Ilay Mpikatroka Ny Zon'olombelona
Sayed Yousif Almuhafda no filoha lefitra sy Lehiben'ny Sampa-pitehirizan-kevitra ao amin'ny Foibe misahana ny Zon'olombelona ao Bahrain(BCHR). Mpikambana ao amin'ny vondrona mpiaro ny zon'olombelona Front Line Defenders sy ny Amnesty International ihany koa izy. Nosamborina...