Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Novambra, 2013
SARIPIKA: Voatoraka Entona Mandatsa-dranomaso Ireo Shia Mpisaona Tany Bahrain
Voatoraky ny entona mandatsa-dranomaso tany Bahrain ireo mpisaona avy amin'ny Shia raha nankalaza ny fanombohan’ny volana silamo Muharram, araka ny voalazan’ireo mahery fo, izay manondro ny fitondrana Bahraini ho nanafika ny fahalalahana ara-pivavahana tao amin’ity fanjakana Arabo feno fitaintainana ity.