Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Desambra, 2008
Bahrain: Fampitahana ny fomba fiasan'ny Bahrainita sy ny Japoney
Mpamaham-bolongana Bahrainita Yagoob izay mianatra any Japana amin'izao fotoana izao - dia manatri-maso ny lazan'ny fitiavan'asa eo amin'ny Japoney. Amin'ity lahatsoratra ity ary no anehoana anareo ny fampitahana ny fomba fiasan'ny maro amin'ny Bahrainita sy ny fanaon'ny Japoney.