Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Jona, 2015
Ibrahim Sharif, Gadra Politika Bahraini Nafahana Rehefa “Nahavita Ny Saziny”
To anatin'ny tsy nampoizina tokoa, nafahan'i Bahrain i Ibrahim Sharif, politisiana nofonjaina tamin'ny Martsa 2011, taorian'ny hetsi-panoherana goavana nanoherana ny governemanta. Miroso mankany amin'ny tena fanavaozana ve i Bahrain?