Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Desambra, 2016
Netizen Report: Manamafy ny Fanarahamaso Ny Fampiharana Ny Lalàna (Sy Ny Teknolojia) Ilay Lalàna Vaovao Momba Ny Fiarovana Amin'ny Aterineto Any Shina

Manome topimaso iraisam-pirenena momba ireo fanamby, ireo fandresena ary ireo fironana vao nipoitra momba ny zo an-tserasera manerana izao tontolo izao ny Netizen Report-n'ny Global Voices Advocacy.