Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Desambra, 2013
Mpitari-Pivavahana ao Bahrain : “Fahotàna Ny Mankalaza Fetim-Pirenena”
Mibitsika toriteny iray nandritra ny fivavahana isan-Jomà tao Bahrain i Manaf Al Muhandis, barhaini bilaogera, ka ao anatin'izany no ilazan'ilay mpitari-pivavahana fa fahotàna ny fankalazàna ny Fetim-Pirenena.