Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Janoary, 2019
Nosakanan'i Bahrain ireo tranonkala manakiana ny governemanta

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Nanao fanentanana manohitra ireo tranonkala miaro ny zon'olombelona sy ara-politika, izay mitsikera ny politikan'ny governemanta ny manampahefana Bahrainita”, araka ny...
Nakaton'i Bahrain ny tranonkalan'ny hetsika ara-politika, Haq

Milaza ny fanambarana an-gazety tamin'ny 11 Oktobra navoakan'ny HAQ: Movement of Liberties and Democracy- Bahrain, izay nahazoan'ny Global Voices Advocacy kopia momba izany, fa nosakanan'i Bahrain ny fidirana amin'ny tranonkala elektronikany:
Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy alakamisy – jona 2005
Satria niteraka tabataba manerantany ny famoretana ataon'ny governemanta ao Zimbaboe antsoina hoe "Operation Restore Order (Hetsika Fametrahana Filaminana)", dia manoritsoritra ny zavatra toy ny "nijery ny endriky ny ratsy" i Sokwanele.
Bahrain: Valinteny Manoloana ny Fahalasanan'ny Mpitarika ny Hezbollah
Maro mpanohana ny Hezbollah ao Bahrain, ary nisy valiny avy hatrany ireo vaovao nilaza ny fahafatesan'i Imad Mughniyeh, mpitarika ambony ao amin'ny Hezbollah.