Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Septambra, 2016
Tsy Nanaiky Ny Famotsorana Ilay Mpikatroka Ny Zon'olombelona Nabeel Rajab Ny Fitsarana Bahrainita , Nahemotra Ny Didim-pitsarana

Miatrika 15 taona an-tranomaizina i Rajab noho ny sioka momba ny ady tarihin'i Arabia Saodita ao Yemen sy noho ny filazana ny fampijaliana ao amin'ny fonja Bahrainita.