Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Septambra, 2018
Sioka avy any Beirota: Andro faharoa tamin'ny Atrikasan'ny Bilaogera Arabo
Nanomboka tamin'ny famelabelarana momba ny Herdict Web ny andro faharoa tamin'ny Atrikasan'ny Bilaogera Arabo, tranonkala iray izay mampiasa ny crowdsourcing mba hanangonana ny tatitra momba ny sivana amin'ny aterineto avy amin'ireo mpisera manerantany.
Atrikasan'ny Bilaogera Arabo : Ny fanehoan-kevitra tao amin'ny Twitter ny andro voalohany
Raha nanatona ny fiafarana ny andro voalohany tamin'ny Atrikasan'ny Bilaogera Arabo Faharoa izay fanao isan-taona dia nojerena ny fomba fijerin'ny mpandray anjara nandritra ny tontolo andro mba hamantarana ny zavatra azony sy ny fihetseham-pony.
Bahrain: Nicholas Kristof, vavolombelona nanatri-maso
Nicholas Kristof , mpanao matoandahatsoratra ao amin'ny New York Times izay efa in-droa nahazo ny loka Pulitzer no nitatitra ny tranga niseho tao Bahrain tao amin'ny kaontiny Twitter . Raha vao tonga tao Bahrain roa andro i Kristof dia voalaza fa maty ny mpanao fihetsiketsehana anankiroa...