Tantara mikasika ny Bahrain tamin'ny Novambra, 2018
Fitsidihana ny bilaogy manerantany Talata
Mahmood of Mahmood's Den manambara fa tsy ny handray ny torolàlana avy amin'ny Reporters sans frontières ho an'ny aterineto maimaim-poana ihany no ataony fa handika izany amin'ny teny arabo koa izy, ary handefa azy ireo any amin'ny mpikambana ao amin'ny parlemanta.
Masoarabo: Fihaonana mangina sy fiarahabana Eid
Eid ny ao amin'ny tontolo Arabo ary mankalaza ny faran'ny Volana Masina Ramadany miaraka amin'ny tabataban'ny hetsiky ny bilaogin'izy ireo ny bilaogera Arabo.
Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”
Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.
Lahatsoratry ny OJR momba ny bilaogy Bahrainita
Manampy amin'ny fisarihana ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena ao amin'ny fireneny ireo bilaogera ao Barhain. Ny herinandro lasa teo dia nisy lahatsoratra iray tao amin'ny Wall Street Journal. Manana lahatsoratra lavalava momba ny tontolon'ny bilaogy Bahrainita i Mark Glaser ao amin'ny Online Journalism Review amin'izao fotoana izao:
Sary avy ao Bahrain: Miakanjo ho an'ny Gargaoun
Sary avy ao Bahrain nalaina tamin'ny Oktobra 2005