Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Aogositra, 2017
Blaogy Sy Mafalda: Ny Tantaran'ny Takela-pahatsiarovana Iray
Inona no sakana tsy hanaovana zavatra tsotra sy mahafinaritra tahaka izany ho an'ireo vahoaka vaventy sy madinika?
Maraoka: Fitsangatsanganana Iray, An-tsary
Manontania mpaka sary tsy anavahana.Tsy isalasalàna intsony fa i Maraoka no iray amin'ireo toerana faleha tena tsara jerena anaty sary indrindra eto an-tany
Maraoka: Herinandron'ny ”Vao Sambany”
(Lahatsoratra tamin'ny Mey 2007) Tamin'ity herinandro ity, tao amin'ny tontolon'ny bilaogy amin'ny teny anglisy ao Maraoka, dia resahana be ny mikasika an'i Rachida Dati, ilay sambany minisitry ny fitsarana frantsay manana fiaviana teratany afrikana tavaratra, nandray ny andraikiny tamin'ny 18 Mey 2007. Mpitsara 41 taona i Rachida Dati, Maraokana ny rainy, ary...
Krizy Nokleary sy Aloky ny Ady Tao Amin'ny Tontolon'ny Blaogy Iraniana
[...] imbetsaka isika no naheno olona nilaza fa tsy mitovy amin'i Iràka sy Afghanistan i Iràna ary tsy ho sahy ny hanafika izany ry zareo [...]
Ireo Palestiniana Mpanao Gazety Indray No Lasa Lasibatra Voalohany Tamin'ilay Lalàna Hiadiana Amin'ny Heloka Bevava Atao Amin'ny Aterineto
Noho ny "famoahana vaovao ho an'ireo vondrona mpanohitra", nampangaina tamin'ny alàlan'ilay lalàna vaovao mifehy ny heloka bevava atao amin'ny aterineto vao avy nankatoavina ireo mpanao gazety.
Costa Rica: Nanapaka ny Fifandraisana Diplomatika Amin'i Taiwan Mba Hiarahana Amin'i Shina
Manokatra varavarana sy tsena eo anoloan'i Shina ny hatendàna ara-toekarena ananany ary mino aho fa arakaraky ny andehanan'ny fotoana dia io no tena mitondra tombony betsaka raha mitaha amin'ny sanda ara-pihetsehampo aterak'ilay fahatapahana. Ho ela velona anie ny zava-baovao
Ao Paragoay, Mety Hamelezana Anao ny Rakitry ny Toe-Pahasalamana sy ny Toe-Bolanao
Ny tsy famehezana ny fampiasana ny lahatahirin'olona manokana dia midika fa mety ampiasaina hamelezana anao ny torohay ara-bola na ara-pahasalamana momba anao rehefa mangataka asa, miditra sekoly na zavatra hafa maro ianao...
Herinandro Iray Mandalo Ao Koety
Alaivo an-tsaina ny "GulfRun", ny firaketana vola, ny ôtisma ary ireo hetsika ara-kolontsaina
Mpiasan'ny Governemanta Iray ao Brunei Mitaraina Amin'ny Fanomezana Sertifikà Halal Voampanga ho Mampisara-Bazana
"zany eo ihany fa fampahatsiahivana fa tsy manana fahalalaham-pitenenana isika ity boay voampanga ho mitabataba amin'ny governemanta ity.," hoy ny soratry ny mpisera Twitter iray.
Fanohanana Manerantany Ho An'ny Akademika Thailandey Miisa Dimy Voampanga Ho Nandika Ny Fandrarana Ny Fivoriana Ara-politika
"Ahoana no ahafahantsika manatanteraka ny fanavaozana raha mbola manenjika ireo izay miteny ny ahiahiny momba ny olan'ny vahoaka ho toy ny fahavalony ny fanjakana?"