Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Febroary, 2017
Tantara Foronina Iray ao Palestina Voarara fa ‘Mandrahona ny Fitsipi-pitondrantena sy ny Fahamendreham-bahoaka”
Maro ireo nanohitra ny fanapahan-kevitry ny Fahefana Palestiniana handràra tantara foronina iray voalaza fa manitsakitsaka ny maoralim-bahoaka.
Tafasaraka ity Fianakaviana Mpitsoa-ponenana Syriana ity Noho Ny Fanapahan-kevitr'i Trump
Monina ao California i Gasem al-Hamad sy ny fianakaviany, nandositra ny ady tao Syria, saingy tafahitsoka ao Jordania kosa ny rahalahiny noho ny fanapahan-kevitr'i Trump momba ny mpitsoa-ponenana. Tsy fantatra hoe rahoviana vao ho tafahaona ny fianakaviana.
Sary-sy-Soratra Hiarovana Ny Fitenim-paritra Berrichon-Bourbonnais
Mandray anjara amin'ny Fanamby sary-sy-soratra amin'ny fitenindrazana i Pierre-Marie Cheuvreux ary namorona sary-sy-soratra amin'ny teny berrichon.
Lalao Fanao An-databatra Makedoniana Nahazo Laza Iraisampirenena noho ny “Tsipaipaika Ifarimbonana”
Ahoana no nanatanterahan'ireo vondrona tanora Makedoniana ny nofin'izy ireo tamin'ny famokarana lalao fanao an-databatra teo amin'ny sehatra iraisampirenena.
Mikatona Indray ny Aterineton'i Iràka ho Fisorohana ny Hosoka amin'ny Fanadinana
Lasa mahazatra ao Iraka ankehitriny ny fanakatonana ny Aterineto mba hisorohana ny fraody amin'ny fanadinana
Milaza Ny Vondrona Media Thailandey Fa Mety Hitarika Ho amin'ny Fifehezan'ny Governemanta Tanteraka ny Media ny Volavolan-dalàna Iray
"Tsy anisan'ny fahalalahan'ny gazety velively ny fisian'ny governemanta ao anatin'ny rafitra fanaovan-gazety sy ny fanomezana lisansa mpanao gazety."
Miala Voly Amin'ny Fianarana Ny Teny Kwak̓wala Ho An'ny Mpianany Miaraka Amin'ny Fanampian'ny Sary Sy soratra Vitsivitsy
“Andeha hivoy lakana mba ho tonga any amin'izay tiana aleha," hoy i Pewi Alfred, mpampianatra teny Kwak̓wala sy mpandray anjara amin'ny Fanamby Sary-sy-Soratra ho an'ny Tenindrazana.
Bekotromaroholatra Mizara ny Niainany Fahiny Tamin'ny Adin'ny Nosy Maloinina ho Lalam-panasitranana ny Tenany
"Heveriko fa misy fomba telo hiatrehana ny toe-javatra feno fijaliana: manarona ny zavatra rehetra, manorotoro na mamehy ny ratra, ary manova azy ho zavatra tsara"
Am-pandosirana Ny Balan-tafondron'ny Ady, Miady Amin'ny Hatsiaka Mamirifiry Ao Avaratr'i Myanmar Ireo Sivily Kachin
Efa ho olona miisa 2.000 no nitsoaka ny tànanany taorian'ny fifandonana teo amin'ny Tafiky ny Fahaleovantenan'i Kachin sy ny tafik'i Myanmar
Tampoka teo Dia Tadiavin'ny Mpanivana ao Rosia Ho Fantatra Bebe Kokoa ny Momba ireo Fantsona Telegram
Niaraka tamin'ny fanampian'ny hetsika politika iray natombok'i Poutine, nanao fivoriana nikatom-baravarana niaraka tamin'ireo mpanoratra marobe avy amin'ireo fantsona Telegram ilay mpanivana federaly ao Rosia, Roskomnadzor. Tsy misy mahalala izay antony, na iray aza.