Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Avrily, 2018

28 Avrily 2018

Fijoroana Kiorda: Fanavaozam-baovao telo herinandro

Ao anatin'izao vanim-potoana "iadiana amin'ny fampihorohoroana" izao, niseho imbetsaka tamin'ny efijerin'ny fahitalavitra ny voambolana fampihorohoroana. Imbetsaka ny hetsika "fampihorohoroana" no entina iadiana amin'ny "fampihorohoroana". Matetika ny governemanta no mivadika ho andrimpanjakana tsirefesimandidy sy mpamoritra, rehefa hiady amin'ny fampihorohoroana.

26 Avrily 2018

#Istanbul10 Mpiaro Ny Zon'Olombelona Tany Am-ponja Nandritra ny 100 Andro

GV Mpisolovava

"Gharavi and Steudtner were arrested doing their jobs, imparting knowledge and skills that are essential to the exercise of human rights in the digital age."

23 Avrily 2018

Mpitarika mpiaro ny zon'olombelona notazomin'ny manampahefana Tiorka nandritra ny atrikasa fiofanana

GV Mpisolovava

"[Ireo] olona nanolotra ny ainy ho an'ny fiarovana ny zon'olombelona ireo. Ho avy ny andro hijoroan'izy ireo ho an'ny zon'ireo izay ao ambadik'ireo tantara ratsy ireo."

14 Avrily 2018

Afovoany Atsinanana: Sombiny Amin'ny Eid

Ho an'ireo Miozolomana an-tapitrisany manerantany, fotoana ho amin'ny fankalazana, fiarahan'ny fianakaviana sy fandinihana momba izany ny Eid Al Adha. Ity sombiny amin'ireo fanehoan-kevitry ny bilaogera ao Tonizia, Koety, Ejypta, ary Tiorkia.