Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Jolay, 2014
Mavaivay ny Fankahalàna Jiosy Ao Tiorkia Taorian'ny Fanafihan'i Israely An'i Gaza (Manampy trotraka Mamelona Ny Afo Ny Governemanta
Tsy mpankafy an' Israely hatrizay ny praminisitra Tiorka, Recep Erdoğa. Ao anatin'ny resaka fandarohana baomba an'i Gaza ataon'i Israeliana, ireo mpitondra teny mpomba ny governemanta sy ireo famoaham-baovao no mitàna ny familiana ny resaka fankahalàna Jiosy.