Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2013

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Jolay, 2013

Avy ao amin'ny Zaridainan'i Gezi ka Hatrany amin'ny Vondrona Eoropeana : Lavitra Akaiky

Niteraka fihetsiketsehana goavana tao Torkia, hatramin'ny volana jona lasa teo, ny fandaminana indray ny kianja Taksim sy ny famotehana ny zaridaina . Efa nofoanan'ny Fitsarana Tiorka io tetikasa io tamin'ny fanombohan'ny volana jona 2013 na dia tsy nivoaka tamin'ny gazety sy ny haino aman-jery samihafa raha tsy tamin'ny 3 jolay....