Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Septambra, 2015
Sariitatry Ny Charlie Hebdo Momba An'i Aylan Kurdi, Miteraka Andiana Adihevitra iray Hafa
Adihevitra iray vaovao indray momba ny fahalalahana maneho hevitra no nateraky ny sariitatra farany navoakan'ilay gazetiboky frantsay mpanaraby, momba ny olan'ny mpitsoa-ponenana sy an'i Aylan Kurdi, ilay zazakely siriana maty an-drano .
Mafana indray ny raharaha Kiorda ao Torkia
Toy ny fahatsirovana efa ela dia ela sisa ny fampitsaharan'ady notarihan'ny AKP teo amin'i Torkia sy ireo Kiorda mpiady nifanaovana tamin'ny taona 2012 noho ny firongatry ny herisetra indray.
Fandraisana mpialokaloka ao Frantsa : Halala-tanana sa ho feno fanahiana?
Samy manana ny fomba fandraisany ireo Syriana mpitsoaponenana ny manerana an'i Eoropa. Samy manana ny politikany ihany koa ny isam-pirenena na eo amin'ireo politisiana izany na eo amin'ireo fikambanana mpanampy an-tsitrapo.
Tiorkia: Iharan'ny Onjam-panafihana Nefa Mitohy Ihany Ny Fitokonan'ny Mpitandro Filaminana Ao Afovoany Atsinanana
Koa satria mihalehibe hatrany ny ady sy fifandirana izay maharomotra an'i Tiorkia amin'ireo firenena manakaiky azy, dia miharatsy ny fandriampahaleman'ny mponina ao aminy.
Tadiom-bovoka mandrakotra an'i Palestina, Isiraely, Jordania, Syria ary Libanona
Misy tadiom-bovoka goavana manavatsava ny ilany andrefana amin'i Afovoany Atsinanana omaly sy anio. Indreto ny sary sasantsasany nifampizarana mampiseho ny vaikany
Syriana mpitsoaponenana ao Torkia aho, saingy nanapakevitra ny hody an-tanindrazana

Koa satria heniky ny tatitra misy ireo mpitsoaponenana mananda ny fiainany hiampita an'i Eoropa ny vaovao, dia misy Syriana Kiorda iray izany nahazo fialofana tao Torkia nanapa-kevitra ny hiverina hody.
Mamerina Ny Fotoana Any Amin'ny Taona Sivifolo Nikohizana Ve i Torkia?

Hampiantrano fifidianana mialoha ny fotoana i Torkia ny volana Novambra, ao anatin'ny fiarahamonina feno tahotra, fahatezerana ary herisetra. Izany ve no làlana tian'ny Filoha Erdogan hitondrana azy?