· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Janoary, 2010

Torkia: Taona fahatelo namonoana an'i Hrant Dink

Telo taona androany, dia nisy nitifitra tamin'ny basy teo ivelan'ny birao fanaovan-gazety fiasany tany Istanbul, Torkia, ilay mpanao gazety Tiorka-Armeniana Hrant Dink . Tsy noraharahiana izy, nankahalain'ny Tiorka sy ny Armeniana noho ireo...

22 Janoary 2010