Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2016

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Avrily, 2016

Fanararaotana Ankizy Ao Torkia “Zavamisy” Ampanginin'ny Henatra

"Mety hifidy ny fahanginana" ny ankizy niharan'ny fanararaotana, "raha isalasalana izay lazainy" hoy Cemre Soysal psikology momba ny ankizy tamin'ny Global Voices.

Tapitra Hatreo ny Vanim-Potoanan'ny Ekstremisma Mizakatena

Arakaraky ny itomboan'ny isan'ny maty ao amin'ny faritra Kiordan'i Torkia no mety isian'ny fanafihana any Ankara na Istanbul. Ary raha mitombo ny herisetra any Afovoany Atsinanana, dia ho lasa mora mamparefo kokoa ny tanàna any Eoropa izany.

Irakiana Mpandika Tenin'ny Tafik'i Etazonia Tafahitsoka Ao Gresy Amin'Izao Fotoana Izao

Mikarakara ny handefa ireo mpangataka fialokalofana aman'arivony hiverina any Torkia ny Vondrona Eoropeana . Iray amin'izany ny lehilahy iray niasa niaraka tamin'ny miaramila Amerikana tao Iraka.