Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Avrily, 2014
Hira Fandrotsirotsiana Zaza Avy Amin'Izao Tontolo Izao : Iza No Ironanao?
Tsy natao ho an'ny zazamenavava fotsiny ny hira fandrotsirotsiana fa natao ho an'ny efa lehibe ihany koa. Ampidiro ao amin'ny fampihatra vaovaon'ny PRI izay antsoina hoe The World's Lullabies ny feo mandrotsirotsy avy aminao.