· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Janoary, 2012

Zeorzia: Fodian'ireo Tiorka Meskhetian

  05 Janoary 2012

Silamo maherin'ny 100.000 no nailik'i Joseph Stalin tamin'ny 1944 avy ao amin'ny faritra Meskheti ao Zeorzia. Ankehitriny, 60 taona mahery aty aoriana, manomboka miverina tsikelikely ny sasany ao anatin'ny andraikitry ny firenena manolona ny Folankevitr'i Eraopa.