Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Desambra, 2017
Kurdistance-5:
Antenaiko fa ho sambatra toy ny... androany ny ambin'ny herinandronao, mandra-pihaonantsika indray.
Fitsidihana Ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda
Roj Bash! Satria miha akaiky ny famaranana, dia ho kely kokoa noho ny mahazatra ny lahatsoratra androany, ity ny jery todika isan-kerinandro:
Kurdistance-2
Herinandro iray mampalahelo ho an'ny Firaisan'ireo Bilaogera Kiorda ity satria mangataka fiatoana ofisialy amin'ny asam-bondrona mba hifantohana amin'ny tetikasan'ny tsirairay izy ireo. Kanefa, tsy ireo bilaogim-bondrona rehetra no milona.
Bilaogy Tiorka- Vaovao Vitsivitsy
Ity topi-maso momba ny tontolon'ny bilaogy Tiorka ... na izany aza, vitsivitsy ihany izy ireo.
Todika Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Tiorka 2005
Tongasoa indray eto amin'ny tontolon'ny bilaogy Tiorka .... Ity ny vaovao farany momba ireo zava-baovao farany avy amin'ireo bilaogera Tiorka izay mandefa lahatsoratra amin'ny teny anglisy ny ankamaroany.