Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Jolay, 2017
Kurdistance… [Fijoroana Kiorda]
Nitranga tamiko ny zavatra tena mahatsiravina indrindra....ny fifamoivoizam-baovao RSS ho an'ny bilaogy Kiorda, nanjavona avokoa ny vaovao rehetra. Ka amin'ny fiatrehana ny olana, dia hamela olona vitsy ny lahatsoratra androany. Soa fa tsy very ny asako rehetra satria mbola azo jerena ao amin'ny tranonkala bilaogiko ny vaovao RSS rehetra.
Mbola Notànana Ireo Mpiaro Ny Zon'Olombelona Any Torkia
Tao anatin'ny sioka amin'ny anaran'ny ekipany, nampahatsiahy ny ezaka nataony ny Amnesty International mba hiarovana an'i Erdogan (Filoha Tiorka) rehefa nosamborina tamin'ny taona 1998 izy nandritra ny naha-ben'ny tanànan'i Istanbul azy.
Ampitomboina Ny Fianarana Ara-pivavahana Eny An-tsekoly, Hahena Amin'ny Programa Tiorka ny Fianarana Fivoaran-Javamananaina
Tsy misy Darwin intsony ny fianaran'ny ankizy eny an-tsekoly, saingy tsy izany akory no farany.