· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Janoary, 2008

Torkia : Nanamafy ny fanakanany ny vohikala YouTube

  31 Janoary 2008

Again, a Turkish court has blocked access to the popular video-sharing site YouTube over a video clip allegedly insulting the country's founding father, Kemal Atatürk. “Nanamafy ny fanakanany ny vohikala fanapariahana lahatsary Youtube tsy ho tazan'ny mponina ao aminy ny fitsarana any Tòrkia, noho ny fitoriana ho fampiantranoana lahatsary manompa...

UK: Fanimbazimbana ny tsangambatom-pahatsiarovana fandripahana, noankotrihina

  29 Janoary 2008

Blogian no namoaka sary ahitana ny tsangambato najoro tany Bretainina lehibe tao Cardiff izay nisy nanimbazimba omaly. Tamin'ny fotoana hanomanana indrindra ny andro manokana ahatsiarovana ny fandripahana sy ho fanajana ilay mpanao gazety sy tonian-dahatsoratra Tiorka-Armeniana Hrant Dink nisy namono herintaona lasa izay tamin'ity volana ity tany Istanbul no nisy...

UK: mahamenatra

  29 Janoary 2008

Blogrel no manome ny heviny mikasika ilay fanimbazimbana nisy nanao omaly tany an-tanànan'i Cardiff tamin'ny mariky ny hazofijaliana najoro ho fahatsiarovana ireo Armeniana naripaka tamin'ny fotoan'androny. Nolazain'ny mpamaham-bolongana ary fa mahamenatra sady manamarika ny tsy fahatantesana ny fisian'ny Andro Fahatsiarovana ny Fandripahana nanjo ny Armeniana ary manantena izy mba tsy ho ny...

Armenia/Torkia: Fahatsiarovana an'i Hrant Dink

  19 Janoary 2008

Androany ny tsingerintaona voalohany namonoana tany Istambul any Torkia ilay tonian'ny fanaovan-gazety Armeniana sady mpanao gazety rahateo Hrant Dink. Marilisa Lorusso's blog no nahatsiaro ity mpanao gazety ity ka nanokana lahatsoratra ho azy.(voasoratra ao ary fa nifidy ny hipetraka tany Torkia ny lehilahy ho fanajana ireo olona an'arivony nanohana azy noho...