Hazakazaka arahin-tosika ny fihenan-tsandan'ny Lira TiorkaMihamitsontsorika ny lira tiorka manoloana ny vola vahinyMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Andriamifidisoa Zo22 Desambra 2021
Tiorka kintan'ny gadona pop, nahatezitra vahoaka ny fanehoankeviny tsy miraharaha ny olana ara-toekarena misy ankehitrinyFironana ao amin'ny Twitter Tiorka ny "Avelao zareo hihinana simit"Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika avylavitra21 Desambra 2021
Mitaky fepetra tsara kokoa hanatontosany ny asany ireo mpiasan'ny fahasalamana any TorkiaNiainga tany Istanbul ny Diabe Fotsy ary tonga tany Ankara tamin’ny 27 NovambraMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Liva Andriamanantena08 Desambra 2021
Niatrika bala fingotra, baomba mandatsa-dranomaso alefan'ny polisy ny vehivavy tao Torkia rehefa nanao diabe hampitsaharana ny herisetra satria lahy/vavyNasongadin'ireo mpanao fihetsiketsehana ny fitomboan'ny tahan'ny famonoana vehivavy sy ny herisetra ao Tiorkia Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson08 Desambra 2021