· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Novambra, 2018

Manoratra i Tiorkia…(Janoary 2006)

Mitondra fahafatesana iray vokatry ny gripam-borona tao Tiorkia ny herinandro voalohany amin'ny taona vaovao. Nitatitra ny Erkan's Field Diary fa hita tany amin'ny toerana an-drenivohitra sy ambanivohitra ny trangana gripa azo avy amin'ny vorona, vaovao izay mandà ny mety hisian'ny fifandraisana amin'ny Kiorda izay resahin'ny Amerikan Turk.

19 Novambra 2018