Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Jona, 2017
Tranonkala “Dindo” Manampy Ny Tiorka Ho Afaka Miditra Indray Amin'ny Wikipedia
Na mitoetra ho voasakana aza ilay sehatra, marobe ireo tranonkala "dindo" no noforonina -- tranonkala narafitra hamerina ireo votoaty avy ao amin'ny Wikipedia, izay tsy tapaka ampanarahana ny zavamisy.