· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Novambra, 2017

Diantsika Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

  28 Novambra 2017

Nanamarika ny fiantombohan'ny fitsarana an'i Saddam Hussein ity herinandro ity, tsy vitany hoe tsy mbola nisy toy izany ity fitsarana ity, fa ny fanontaniana mitoetra dia hoe: hotsaraina tokoa tamin'ny habibiana rehetra vitany ve izy?.

Mitendry Milina i Torkia….

  25 Novambra 2017

Fiarahabana ho an'ny taona vaovao! Te-hanitatra ny fiarahabany ho an'ny Taombaovao ihany koa i Yogurtland, Turkish Torque, sy Talk Turkey. Raha mankalaza ny taom-baovao ao Istanbul ianao androany alina, maro ireo bilaogera Tiorka miresaka momba ny fampisehoana nataon'i Woody Allen sy ny Tarikany Jazz New Orleans.

Tongasoa Eto Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

  24 Novambra 2017

Ny resaka momba an'i Kiordistan (na eo amin'ny sehatra ara-politika na foto-kevitra) no tena adihevitra hatrany. Na dia tsy misy antoko politika aza ao Kiordistan, ny lohahevitra amin'ny fametrahana tanindrazana ho an'ny Kiorda (vondrona ara-poko lehibe indrindra manerantany tsy manana firenena azy manokana) no mbola tanjona voalohany ara-politikan'ny ankamaroan'ny Kiorda.

Dia Ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

  24 Novambra 2017

Araka ny vokatra vonjimaika, nolaniana tamin'ny latsa-bato "Eny" ny Fitsapa-kevi-bahoaka momba ny Lalàmpanorenana. Ary raha miandry ny vokatra ofisialy izao tontolo izao, tena mavitrika tokoa amin'ny hevitr'izy ireo momba ny raharaha ny Irakiana Kiorda sy ny Kiorda amin'ny ankapobeny.

Ny Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Tiorka

  23 Novambra 2017

Noraisina tsara tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Tiorka ny andiana Bilaogy Tiorka tamin'ny herinandro lasa teo, ary nahitana dikanteny Tiorka tamin'ny lahatsoratra tao amin'ny tranokala Blog Kardesligi mihitsy aza. Tsy ny dikanteny ihany no tao amin'ny Blog Kardesligi fa fanehoan-kevitra momba ny tetikasan'ny Global Voices (amin'ny teny Tiorka) ihany koa.