· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Desambra, 2008

Torkia: Momba an'i Volombavamena manontolo

Amin'izao resaka mpijirika (izay ity voambolana ity vao tadidiko) manintona ny lohateny lehibe amin'ny haino amanjery izao dia manome leson'ny tantara amin'ny lahatsoratra iray i Talk Turkey miresaka momba ilay Amiraly Ottoman iray antsoina hoe Barbarossa (Volombavamena) izay fantatra kokoa amin'ny maha-mpijirika azy ary manontany hoe: “Mety ho eny anivon-dranomasina...