Siria : avy any amin'ny vahohon'ny fahafatesana ka hatrany amin'ny fihin'ny anjaraMiatrika fahafatesana indray ry zareo Siriàna.Mpanoratra أيهم الساطي Ayham Al SatiNandika Mariam A., Honey Hashem, Simon Zwierniak, Miora23 Marsa 2023
Imam iray teo aloha namerina ny hira vako-drazan’ny ankizy tao Kahramanmaras, TorkiaMisy ny tsirim-panantenana ao anatin'ny alahelo sy ny fahatezerana.Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena17 Marsa 2023
Nanao diabe ny vehivavy nanamarika ny Andron'ny 8 martsa tany Tiorkia, na teo aza ny faneriterena ataon'ny fanjakana“Tezitra izahay, misaona, ao anatin’ny fikomian'ny feminisita izahay.”Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena16 Marsa 2023
Mitombo hatrany ny fahatezerana raha namely an'i Torkia ny horohoron-tany roa hafaAraka ny vaovao farany enina no maty ary 294 no naratra Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Raveloaritiana Mamisoa08 Marsa 2023
Tiorkia : nohozongozonin'ny andiana horohorontany mandravaravaNamoaka fampitandremana ambaratonga faha 4 ireo manampahefana sady nangataka fanampiana iraisam-pirenenaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Miora08 Marsa 2023