Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Janoary, 2019
Famahanana bilaogy ho fikatsahana ny zon'ireo Kiorda

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanatevin-daharana hiady hananan'ny Kiorda ny zony ireo tanora bilaogera manerana ny Afovoany Atsinanana: “Ny tanjonay voalohany dia ny fampahalalam-baovao izay...
Nosakanan'i Torkia ny sehatra famahanana bilaogy malaza WordPress.com

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Voasakana tao Torkia ny sehatra malaza sy maimaim-poana, famahanana bilaogy WordPress.com ary ireo izay mikasa ny hitsidika izany dia nahita...
Nakaton'i Torkia indray ny YouTube

Fanindroany tao anatin'ny taona, nodidian'ny fitsarana tiorka, tamin'ny talata 18 septambra, ny hanakanana ny fidirana amin'ny YouTube.com noho ireo lahatsary lazaina fa manivaiva ny mpitarika ny firenena.
Nakaton'i Torkia indray ny fidirana ao amin'ny YouTube

Nakaton'ny fitsarana Tiorka iray indray ny fidirana amin'ny tranonkala malaza fizarana horonantsary, YouTube noho ny lahatsary voalaza fa manevateva ny ray mpanorina ny firenena, Kemal Atatürk.
Rindrin'Afo Lehibe an'i Torkia: Tamin'ny WordPrexy no nidirana tamin'ny bilaogy WordPress

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanangana ny tetikasa WordPrexy.com mba ahafahan'ny bilaogy Tiorka miditra amin'ny WordPress.com ireo mpikatroky ny Great Firewall of Turkey (na Rindrin'Afo Lehibe an'i...
Torkia: Miditra amin'ny bilaogy WordPress amin'ny alàlan'ny WordPrexy
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Namoaka tetikasa WordPrexy.com mba ahafahan'ny bilaogy Tiorka miantrano ao amin'ny WordPress.com ny mpikatroka tao amin'ny Rindrin'Afo Lehibe any Torkia .