Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Jona, 2011
Siria: Manomana Fanambaràna Any Antalya ny Mpanohitra
Andro iray monja taorian'ny nanambaran'ny filoha Bashar Assad ny famotsoran-keloka ho an'ireo gadra politika, mivory ny vondrona Siriana ahitàna ireo mpanohitra mba hanao ilay antsoin'ny tatitra iray hoe sori-dalàna ho an'ny tetezamita milamina sy demokratika ao Siria.