Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Marsa, 2014
Nivoady “Hamafa” ny Twitter ao Torkia i Erdogan
Nakaton'i Torkia ny Twitter - tahaka izany ihany koa ny servisy DNS Google hoan'ny daholobe, izay nampiasaina hihodidinana ny fanakatonana. Na dia izany aza, toa hita fa tsy nahitam-bokany ny fikasan'ny governemanta Tiorka hanivanana izay fanoherana azy, satria vao maika lasa nitombo be ireo sioka avy ao Tiorkia.