Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Septambra, 2014
Mampifandray An'i Istanbul sy Londra Hifarimbona Amin'ny Fetiben'ny Web We Want

Hanatontosa "Web We Want Think-In" isika amin'ny 5 Septambra [fotoana efa lasa] amin'ny fandrafetana fetibe hotontosaina ao Southbank -- afaka mandray anjara avokoa ny rehetra .