· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Aogositra, 2008

Torikia: Voasakana ny Dailymotion

  07 Aogositra 2008

Tsy voasokatra hatrany Torikia hatramin'ny faharoa aogositra 2008 lasa teo ilay tranonkala fifampizarandahatsary Firantsay Dailymotion.com. Tsy misy fanazavana ny antony nanakanana ny tranonkala  hoy i Erkan Saka, mpamaham-bolongana mipetraka any Istanboul.