Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Septambra, 2022
CIMER: Sehatra revôlisiônera iray sa fitaovana fitorohana eo an-tànan'ireo mpiaradia amin'ny fanjakana?
Napetraky ny Antoko eo amin'ny fitondrana "Rariny sy Fandrosoana" tamin'ny 2015, ny tolotra CIMER dia natao handefasan'ireo olompirenena tiorka ny "olan'izy ireo, ny fitarainana sy fangatahana" mankany amin'ny filoha.